|
|
|
|

Teny iditra 1  ahazoana
Fototeny  2 azo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#69]
Ohatra  8  Izao no tsy nahazoako nandrfitra izany (Voici pourquoi je n'ai pas pu supporter cela) [1.3#69]
9  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny [2.471]
10  Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana [2.472]
Tovy hevitra  11 ahazahoana
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ahazoana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22