Fizahan-teny

Ohabolana : donaka

Ohabolana 1Izay iray donak’ afo iray dinidinika. [2.653 #1180, 2.974 #406]
Dikanteny frantsayCeux qui se chauffent au même foyer ont les mêmes sentiments. [2.974 #406]

Ohabolana 2Ny donak' afo no samy miakatra fa ny tompony no mahalala ny ao am-bilany. [2.558 #2935]

Ohabolana 3Tsy mba ny miray donak' afo, fa ny miray ombon' aina. [2.558 #4557]
Tsy mba ny miray ombon’ afo, fa ny miray ombon' aina. [2.653 #3395]

Ohabolana 4Tsy ny donak’ afo no mahafana ny trano, fa ny mpivady mifanara-draharaha. [2.653 #3560, 2.974 #133]
Dikanteny frantsayCe qui réchauffe la maison, ce n’est pas la chaleur du foyer, mais l’entente mutuelle des époux. [2.974 #133]

Fizahan-teny