Fizahan-teny

Ohabolana : ankibe

Ohabolana 1Hianao (anie) no papango sasaky ny vorona, ankihibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [2.653 #1063]
Hianao no papango sasaky ny vorona, ankibe mahaleo ny antsasany, felan-tana-mangaika ny rantsana. [2.558]
Hianao no papango sasaky ny vorona, ankihibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [2.974]
Hiano no papango sasaky ny vorona, ankibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [2.415 #636]
Dikanteny frantsayVous êtes le papango prince des oiseaux, le pouce qui fait la moitié du travail, la paume de la main où aboutissent les doigts. [2.974 #342]
Vous êtes l' oiseau de proie papangue qui est la moitié de la gent ailée, vous êtes le pouce qui vaut la moitié de la main, vous êtes la paume de la main qui réunit les doigts. [2.415 #636]
Fanazavana frantsayC' est de vous que dépend toute l' affaire ; paroles qu'on disait aux grands et aussi aux prétentieux. [2.415 #636]

Fizahan-teny