|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangaika
Fototeny  2 gaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako
9 Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana
10 Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to tie, to bind together, to grasp
12 fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika [1.2]
Ohatra  13  Sady tsy rantsa-mangaika ny Fiangonana no tsy fahefana koa. [1.369#]
Tsipelina hafa  14 managaika
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mangaika
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 17  mangaika
Fototeny  18 haika
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  23 [Tanala] miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno) [1.78]
24 Miantso mba ho tonga, mamory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 [Provincial] same as mihaika [1.2]

Fivaditsoratra  mangaika, 26 mangiaka, 27 miakanga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22