|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mihaika
Fototeny  2 haika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitady hifaninana, mihantsy: Mihaika olona hiady ~ Sahy mihaika anao aho, na tolona na totohondry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to defy, to challenge [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 défier, provoquer [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 12  mihaika
Fototeny  13 haika
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Sihanaka+Tanala] miantso [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  16 [Provincial] to call [1.2]
Tovy hevitra  17 mikaika

Teny iditra (3/3) 18  mihaikà
Fototeny  19 haika
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  21 mahaiky, 22 miahika, mihaika, mihaikà, 23 mihiaka, 24 mikaiha, 25 mikiaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06