Fizahan-teny

Ohabolana : akanjo-nify

Ohabolana 1Mivezivezy, tahaka ny tsaramaso am-bavan’ antitra. [2.653 #1919]
Mivezivezy tahaka ny voanjo am-bavan' antitra fa sady tsy malemin' ny rora no tsy toron' ny akanjo-nify. [2.558 #2520]
Mivezivezy tahaky ny tsaramaso am-bavan' antitra. [2.415 #1841]
Dikanteny frantsayAller et venir comme les haricots dans la bouche d'un vieillard qui n' a plus de dents. [2.415 #1841]
Fanazavana frantsaySe disait des gens tumultueux, de ceux qui allaient et venaient, donnaient ordres sur ordres. [2.415 #1841]

Ohabolana 2Rafotsibe mifia pary : natao hahamamy ny vava, kanjo kosa vao mainka mampiempaka ny akanjo-nify. [2.415]
Rafotsibe mifia-pary : natao hahamandomando ny tenda, kanjo kosa vao mainka mampiempaka ny akanjo-nify. [2.415]
Rafotsibe nifia-pary: natao hahamando ny tenda (hahamamy ny vava), kanjo nampiempaka ny akanjo-nify. [2.653 #2621]
Rafotsibe nifia-pary : natao hahamando ny tenda, kanjo nampiempaka ny akanjo-nify. [2.558 #3527]
Dikanteny frantsayVieille qui mâche une canne à sucre : elle voulait s' humecter et s' adoucir le gosier et voilà qu' elle s'écorche les gencives. [2.415 #1903]
Fanazavana frantsayOn trouve la peine là où l' on cherchait le plaisir. [2.415 #1903]

Fizahan-teny