|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tahaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity!
[1.1] 16 dika mitovy [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 like, similar to
[1.2#599, 1.7] 18 as [1.2#599] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 semblable, pareil
[1.8] 20 copie [1.13] |
| Ohatra |
21 ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
[2.324]
22 Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470#12] 23 Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472#86] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how tahaka |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 26 tahaka |
| Sokajin-teny | 27 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how tahaka |
| Teny iditra (3/3) | 29 ta-haka |
| Singan-teny | 30 ta, 31 maka |
| Sokajin-teny | 32 kambanteny |
| Fivaditsoratra | 33 hakata, 34 hataka, Hatàka, tahàka, tahaka, ta-haka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|