|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manahaka
Fototeny  2 hahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [mañahaka] [Tanala] manofa (vary, kafe, ets) [1.78]
9 Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?
10 Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono
11 Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to scatter, to disperse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 disperser, éparpiller [1.8]
Ohatra  14  Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! [2.285#]
Tovy hevitra  15 manakake

Teny iditra (2/2) 16  manahaka
Fototeny  17 tahaka
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  23 Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manahaka

Fivaditsoratra  25 kamahana, manahaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22