Teny iditra mason-drano
Singan-teny maso ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny lalan' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Réservoir d'eau, lit d'une rivière [1.3]
 Un réservoir d' eau, le lit de la rivière [2.415]
Voambolana 

Teny iditra mason-drano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny lahimatoa tokony handimby ny ray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'aîné des garçons qui doit remplacer son père [1.3, 2.415]
Voambolana 

Teny iditra masondrano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Dans la royauté sakalava du Menabe. représentant autochtone du souverain au niveau des sous- régions du royaume. [1.414]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/30