Teny iditra |
mangataka
(hataka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To beg [1.2, 1.7]
|
| To ask [1.2]
|
| To ask for something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Demander; mendier [1.8]
|
Ohatra |
1 | Kibo noana tsy mangataka andro.
[2.558]
|
2 | Koa mangataka olona aminao aho.
[2.508]
|
3 | Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana?
[2.314]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mangataka,
mangata- |
Ny lasa : |
nangataka,
nangata- |
Ny hoavy : |
hangataka,
hangata- |
Filaza mandidy : |
mangataha |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|