Teny iditra | mangata-maso | |
Singan-teny | mangataka ; maso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy sahy miteny fa ny maso no apitrapitra toa mitalaho mafy [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mangata-maso io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |