Teny iditra mangata-dalana
Singan-teny mangataka ; lalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao mbay lalana
Mangataka hahazo fahefana hanao araka izay tadiavina, mangataka fahazoana manao zavatra [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17