Teny iditra |
mandre
(re)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino,
manongilan-tsofina,
mampandry sofina,
mihaino vilana,
mitaino ilany,
tailam-pandrenesana
Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny,
mamono sofina,
manary sioka,
manao henoy izany ry hazon-damosiko!,
mafy sofina,
mafy tadiny,
lalodalovana,
donto sofina,
domelina,
karenina,
marenina
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Entendre, apprendre, sentir [1.3]
|
| Entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy mandre mihitsy anie aho e!
[2.117]
|
2 | Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie!
[2.69]
|
3 | Faly aho raha mandre izany teninareo izany.
[2.298]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandre |
Ny lasa : |
nandre |
Ny hoavy : |
handre |
Filaza mandidy : |
mandrenesa |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|