Teny iditra (1/3) | 1 marenina |
Fototeny | 2 renina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] deaf |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8, 1.5] sourd 7 [1.3] dur d'oreille |
Ohatra |
8 ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470] 9 Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471] 10 Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69] |
Voambolana |
11 Fahasalamana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 16 marenina |
Fototeny | 17 renina |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] mamono sofina, manentsin-tadiny |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.5] insensible |
Teny iditra (3/3) | 21 marenina |
Fototeny | 22 renina |
Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.3] enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro 25 [1.3] lente à se chauffer, se dit d’une marmite |
Ohatra |
26 marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1] |
Fivaditsoratra | 27 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |