Teny iditra hena velona aho nandre izany
Singan-teny hena ; velona ; aho ; mandre ; izany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (ny hena vao noraisina dia mihararetra kely): enti-milaza fa nangovitra iray ihany ny tena nandre izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20