Teny iditra manentsin-tadiny
Singan-teny manentsina ; tadiny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy [1.1]
 Manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To stop one's ears, to refuse to listen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se boucher les oreilles [1.8]
Ohatra 
1Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996]
2dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02