Teny iditra | mahidy (hidy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [1.78] | |
Mitsitsy tafahoatra; mahihitra [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Avare, parcimonieux [1.3] | |
Ohatra | mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay
[2.245] | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |