Teny iditra mahihitra (hihitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola
Jereo mahidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stingy, avaricious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avare [1.3, 1.8]
 Parcimonieux [1.3]
 Ladre, sordide d'avarice [1.8]
Ohatra 
1Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.558]
2Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.293]
Tovy hevitra kahihitra
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20