Teny iditra mafy fonosana
Singan-teny mafy ; fonosana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy 1) enti-milaza zavatra (vola) voatahiry tsara ao amin' ny toerana azo antoka, sarotra alaina
2) enti-milaza olona mahihitra, kahidy, kahihitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16