Teny iditra |
mahalana
(halana)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany
Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany
[1.1]
|
| Tsy mateti-piseho [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Far apart, not close. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps [1.3]
|
| Rare [1.13]
|
Ohatra | Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza.
[2.529]
|
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|