Teny iditra | bakatraka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Bakaka be tsy soa [1.1] | |
Vaventy sy bakaka [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Grossier [1.13] | |
Ohatra | Ny endrik' izany rehefa vita, dia sahala amin' ny misy tafo harato bakatraka maso ny tanimboly.
[2.472] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bakatraka io | |
Teny iditra | bakatraka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo] Feuilles odorantes d'une plante non déterminée. On en remplit les matelas. Elles seraient insectifuges. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |