Teny iditra | fisaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manify, mitapelaka, tsy matevina: Hazo fisaka no anaovana gorodona. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Thin, slender, slight, flat, without protuberance. [1.2] | |||||||||||||||
Flat [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Plat [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Teny iditra | fisàka (saka) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misaka na mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1] | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fisàka io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fasika, fikasa, fisaka, sifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |