Teny iditra (1/2) | 1 fasika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. 5 [1.7] sand |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] sable |
Ohatra |
7 [2.356#62] Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. 8 [2.442#94] Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. |
Voambolana |
9 Haibolantany |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny fasika io |
Teny iditra (2/2) | 24 fasika |
Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay |
Fanazavàna teny anglisy |
27 [1.2] fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 29 fasika, fikasa, fisaka, fisàka, sifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/19 |
![]() |