Teny iditra |
fasina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Ancienne prononciation of fasana
[1.3]
|
Ohatra | Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba.
[2.48]
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
fasina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Tanala]
(fasiña) fasika [1.78]
|
| [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka]
Fasika [1.78]
|
| Moron-dranomasina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A provincial word for fasika
[1.2]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
fasina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany [1.1]
|
|