Teny iditra talesaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Wide and shallow, as a platter or tray [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Creux et évasé comme un plateau [1.8]
Ohatra Loaran-dRamatoa an-dovia talesaka enina toy ny fanaony, nony masaka tokoa ny nahandro. [2.470]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08