Teny iditra |
harana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78]
|
| Tendrombohitra vato: Haram-bato Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A rocky place [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Grands rochers [1.8]
|
Ohatra |
1 | Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana.
[2.499]
|
2 | Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy;
[2.245]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
harana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1]
|
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
|
Teny iditra |
harana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
haraña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Hantsana amoron-drano, tevana [1.78]
|
| [Tanala]
Hantsana, tevana [1.78]
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
harana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Corail. [1.19]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
harana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanala]
Akora [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sea shells; an eggshell [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coquillage; coque des oeufs [1.8]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
harana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
(haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78]
|
| [Sihanaka]
Faty maina [1.78]
|
|
Teny iditra |
harana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi
hazoharana .
[1.196]
|
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
Harana
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Harana [2.996]
|
| Haran [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Harân [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|