Teny iditra | zaodahy | ||||
Singan-teny | zao- (zaotra) ; -dahy (lahy) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A brother-in-law [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Beau-frère [1.54] | ||||
Beau-frère; bon ami [1.8] | |||||
Ohatra | Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady.
[2.293] | ||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |