Teny iditra 1/3 vorondreo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Oiseau au cri plaintif [1.54]
Ohatra 
1koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
2Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895]
Voambolana 
Singan-teny vorona ; reo
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra 2/3 vorondreo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [1.196]
Voambolana 
Singan-teny vorina ; reo

Teny iditra 3/3 Vorondreo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -23.2833333, 43.85

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/26