Teny iditra vavan' ny maty an-drano
Singan-teny vava ; maty ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny mamy na be fampanantenàna noho ny hamaizana, nefa tsy tanana akory rehefa lasa ny loza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15