Entrée vary vakiambiaty (vary, vaky, ambiaty)
Partie du discours locution
Explications en malgache vary afafy amin' ny fivelaran' ny vonin' ny ambiaty, izany hoe amin' ny volana septambra, mifanohitra amin' ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin' ny volana avrily sy mey [Rajemisa 1985]
Explications en anglais the second planting of rice [Hallanger 1973]
Explications en français deuxième semaille de riz [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2021/10/15