Teny iditra | sia | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Very, diso lalana [1.78] | |||||||||
[Tanala] Very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [1.78] | ||||||||||
[Tanosy] Very lalana [1.78] | ||||||||||
Fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A turning aside, a wandering about [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | siasia | |||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/12 |
![]() |