Teny iditra | vaky lafika | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a des gerçures, des crevasses aux pieds [1.3] | |
Ohatra | Hianao no tain'akoho be mitomoetra ka hady be ambanin'ny ahitra mifanantera amin'ny manam-pahefana vaky lafika ny faladianao [2.131] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | vaky lafatra | |
Teny fotony | vaky, lafika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |
![]() |