Entrée |
lafika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
farafara, fandriana [1.78]
|
| Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra ¶ Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako ¶ Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro ¶ Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1]
|
| bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13]
|
Explications en anglais | anything put under, as a mat or mattress [1.7]
|
Explications en français | ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas [1.8]
|
| litière, natte [1.13]
|
| (du malais: lapik . sens général : litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana). ¶ [Betsimisaraka]
Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae)
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Chrysalidocarpus fibrosus |
Dérivés |
Mots composés |
|
Proverbes |
|