Teny iditra | tsy manam-paharoa (tsy, anana, roa) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy mitovy aminy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415] | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: fanaperana ~ fatratra ~ tokana aman-tany | |
Ohatra | Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa.
[1.38] | |
Tovy hevitra | isa fa tsy roa | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/01 |