Teny iditra faharoa (roa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Deuxième, second, seconde [1.3]
Ohatra 
1Izay vao nanatona ilay faharoa. [2.4]
2Faharoa : misy sambo hitondranao azy ve? [2.471]
3Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina. [2.508]
4Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314]
Kamban-teny 
Lohateny Fasana faharoa (Rabearivelo Jean-Joseph)
Fasana iray faharoa (Andriamalala Emilson Daniel)

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19