Entrée |
tsemboka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
dinitra ~
dinitr' ombalahy ~
jijaka ~
jijika |
Exemples | Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [Rajohanesa: Kintana]
|
Citations |
|
Entrée |
tsemboka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [Rajemisa 1985]
|
Analogues |
mivoa-dinitra ~
mivoa-jijaka ~
mivoa-jijika ~
rano iray ~
vonto ~
tsembo-dratsy |
|