Teny iditra mitsemboka (tsemboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misahirana miasa mafy, misasatra: Fito taona naninjitra aho izao no nitsemboka tamin' ity asa ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsemboka
Ny lasa : nitsemboka
Ny hoavy : hitsemboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20