Entrée fitsembohana (tsemboka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fisasarana, fisahiranana mafy dia mafy: Aiza ka dia ho very maina ny fitsembohako tamin' ny nanabe azy?

Mis à jour le 2020/07/31