Teny iditra vonto
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony
Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany
Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony ~ Vonton' alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany ~ Vonton' ny fitiavana an' Andriamanitra
Feno tanteraka: Rano vonton-tsiramamy ~ Vonton' ny fampianaran' i Mao izy
Lao, boboka: Vonton' ny anatrao aho fa aoka izay
Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Swollen; soaked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enflé; trempé, imbibé [1.8]
Ohatra 
1Nirotsaka ny ranomasony, dia nafenin' ny tànany roa ny tavany vonto. [2.5]
2Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4]
Sampanteny 
 

Teny iditra vonto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Vay [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A swelling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enflure [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra vonto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay ( ?) Rochon, p. 313 de son « Voyage aux Indes » écrit « bontou » : arbre dont la racine teint en jaune ; il croît au bord de l'eau ; sa feuille est épaisse et par paires. Le sens général de vonto : enflé, gonflé, imbibé d'eau ou de liquide, renvoie à une espèce très aqueuse, peut être une Mélastomatacée ? Chapelier parle aussi de cette espèce à propos des techniques de teinture. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31