Teny iditra tety
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1Feno azy ireny tety amintsika taloha [2.117]
2izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996]

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3]
 Bouton syphilitique [1.54]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] famangiana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12