Teny iditra | taria | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Resaka, teny [1.78] | ||||||||||||||||||
Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [1.1] | |||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Causerie interminable [1.54] | ||||||||||||||||||
Ohatra | Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara:
[2.470] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Mpanahaka | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty | ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny taria io | ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |