Teny iditra | haga | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra) [1.78] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A hat with a brim. (Prov.) [1.2] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | hagà | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | An amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana. [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Conte, sornettes [1.54] | |||
Voambolana | Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) | |||
Mpanahaka | anjabobo ~ angano ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |