Teny iditra |
angano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [1.1]
|
| Tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A fable [1.2, 1.7]
|
| A tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Conte [1.3, 1.8, 1.54, 1.13]
|
| Fable [1.3, 1.8]
|
| Farce, historiette [1.3]
|
| Enjolivements, superfétation [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
anjabobo ~
anoano ~
arira ~
fasitara ~
habobo ~
hagà ~
karijo ~
tantara valamaty ~
taria |
Teny nalaina |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
angano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Fanafintohinana [1.78]
|
| Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Trouble, calamity [1.2]
|
| A calamity [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Malheur [1.3, 1.8]
|
| Calamité [1.8]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
angano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [1.3]
|
|
Teny iditra |
angano
(angana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana anganina
|
|
Teny iditra |
angano
(gana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anganana
|
|