Teny iditra | anganongano (angano) | |||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra mahafinaritra foronin' ny haitraitra sy aingitraingitra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Amusing, droll, facetious [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Plaisant Plaisanterie, facétie, superfétation [1.3] | |||
Ohatra | Koa matetika dia tantara somary anganongano ihany no fantatra momba ny Vazimba
[2.508] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |
![]() |