Teny iditra | tapa-porohana sisa tsy may | |
Singan-teny | tapaka ; forohana ; sisa ; tsy ; may | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1] | |
Tovy hevitra | akanga sisa nanamborana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |