Teny iditra tapa-porohana sisa tsy may
Singan-teny tapaka ; forohana ; sisa ; tsy ; may
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1]
Tovy hevitra akanga sisa nanamborana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05