Teny iditra tai-dronono mandroatra
Singan-teny tai-dronono ; mandraotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy [1.1]
 Mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20