Entrée mandraotra (raotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manongotra ahitra amin' ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravera, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra [1.1]
Explications en anglais to comb, to brush. [1.2]
 to card; to rake [1.7]
Explications en français carder; racler avec un rateau [1.8]
Morphologie 
mandraotra
nandraotra
handraotra
mandraota
Exemples Fa misy tovovavy be fitiavana ny fofombadiny mandraotra ny volony mainty manga lavabe iny, dia tenominy ka ateriny ho fanomezana ny fofombadiny. [1.437]

Anagrammes mandroatra

Mis à jour le 2023/01/20