|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ro-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe rotra

Teny iditra (2/5)3  ro~
Sokajin-teny  4  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/5)5  ro
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Sihanaka] [rô] laoka
8  [1.1] Ranon-kanina, indrindra ranon' anana masaka: Tsy mahalany vary mihitsy izy raha tsy misy rony.
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] bouillon, meat juice, broth
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] bouillon, jus de viande
11  [1.196] (sens général : suc exprimé des fruits ou d'autres organes végétaux ; bouillon obtenu après cuisson des légumes). Le duplicatif roro : qui donne peu de jus ; ou qui fait de l'écume comme certains légumes, à la cuisson (ne pas confondre avec rora : salive, crachant). D'où le verbe mandoro : donner un bouillon écumeux, comme les haricots (ne pas confondre avec mandrora : cracher).
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny ro io

Teny iditra (4/5)18  ro
Sokajin-teny  19  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.78] [Taisaka] no

Teny iditra (5/5)21  ro
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.196] (surtout bara et Sud Betsileo) (de ro (1)). Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae). Les graines écrasées étaient bouillies avec de l'eau pour en extraire l'huile. Elles donnaient alors un bouillon très écumant, d'où le nom.
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11