Teny iditra |
ro mangazafy
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Teny fotony | ro,
mangazafy |
Fanazavàna teny malagasy | Ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina [1.1]
|
| Ro misy menaka misomidika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ ro manga zafy ] A particular kind of gravy well cooked [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Un bouillon épais, succulent, délicieux [1.3]
|
Ohatra | Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta.
[1.437]
|
|